IAINO NY FIADANAN’NY TOMPO

Vaovao

21mar

Famaranana ny jobily faha 150 taona ny 29 Martsa 2015

fiangonana

« AZA ADINOINA NY FAMARANANA NY JOBILY AMIN’NY ALAHADY 29 MARTSA IZAO. FOTOAN-DEHIBE!!! TONGAVA MARO »

« Mbola misy ny plaquettes ka azontsika raisina eo amin’ny kiosque eo ambavahady. any amin’ny fitsangantsanganan’ny fiangonana amin’ny alatsinain’ny pentekosta no hanaovana ny tirage!!! misy lots maro! »

« Manentana ny tsirairay amin’ny fanohanana ara-bola fa anisan’ny tsangambaton’ny jobily ny fanamboarana ny tafom-piangonana ary isika tsy afaka mampitombo ny isan’ny rakitra fa ny fahatelo dia mbola hamitana ny asa momba ny tranon’ny mpitandrina rasolomanana. alao hery e!!!! »

Ny Komity