IAINO NY FIADANAN’NY TOMPO

Fikambanana

Vovonan’ny Tanora Tsimihatsaka

NY ANTOM-PISIANY SY NY TANJONA

Ny fikambanana dia niforona tamin’ny taona 2001. Ny hisintonana sy famporisihana ireo tanoran’ny Fiangonana eto amin’ny FJKM Ambonin’Ampamarinana tsy mbola ao anaty Sampana efa misy mba ho tamana ato amin’ny Fiangonana, amin’ny alalan’ny fandraisana anjara amin’ny fiainan’ny Fiangonana sy ireo asa samihafa tanterahin’ny VOVONANA, toy ny fianarana Soratra Masina, fandefasana sary mihetsika, fanatanterahana fitsangantsanganana ho an’ny ankizy sy ny tanora rehetra.

Ireo mpitantanana

Filoha

RANJAKAHARONILO Hery

Filoha Mpanampy

RAZAFIMAMONJY Landisoa

Mpitantsoratra Fivoriana (1)

ANDRIANARIJAONA Manitra

Mpitantsoratra Fivoriana (2)

RAKOTOALIBERA Hery Tiana

Mpitantsoratry ny Vola

RAKOTO A. Dimby

Mpitahiry Vola

RATSARAMIAFARA Anna Orelys

Mpanolo-tsaina (1)

RAZAFITRIMO Rano

Mpanolo-tsaina (2)

Faniry (SAMPATI)

MPIKAMBANA

Marihina fa ireo sampana mitaiza tanora dia mpikambana feno amin’ny VOVONANA