MAHATOKY HATRAMIN’NY FAHAFATESANA NY MINO

Vaovao

23avr

Miverina misokatra ny Fiangonana FJKM rehetra

birao FJKM

Miverina misokatra ny Fiangonana Protestanta FJKM araky ny tapaky ny fivoriana nataon’ny biraon’ny Mpiandraikitra Foibe ny Alarobia 22 Aprily 2020.

Sary : FTV fahazvana FJKM

 

Tsara ny mampahafantatra antsika ireto fandaharana samihafa vokarintsika FJKM ireto:

  • FJKM Fahazavana : (fampianaram-pinoana) mandeha ao amin’ny Televiziona MaTV @ 6 ora maraina
  • Fandaharana ‘Vontosy Filazantsara i Madagasikara ». Misy fanompoam-pivavahana nalaina teny anivon’ny Fiangonana sy Akom-baovaon’ny Fiangonana FJKM. Hita ao amin’ny MBS @ 9 ora – 10 ora maraina.
  • Fanompoam-pivavahana harahina ao amin’ny FaceBook « FJKM Foibe-Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara. Misy koa ireo fandaharana samihafa hita ao amin’ny Facebook