Tanora Kristiana
ZAVA-KENDRENA
Mitaiza ny rehetra ho tamana ny Fiangonana sy ho Mpitory ny Filazantsara
NY ANTOM-PISIANY
Niorina ny 12 Oktobra 1891.Nanlakaza ny faha-100 taona ny taona 1991, ary ny faha-110 taona ny 08 Jolay-01 Oktobra 2001
ASA ATAONY
Hira, Théâtre, Sport, Cuisine…
Ireo mpitantanana
Filoha
RABEMANANJARA Héléna
Filoha Mpanampy (1)
ANDRIAMASY Ny Haingo
Filoha Mpanampy (2)
ANDRIANOROVELONA Rivohaja
Mpitantsoratra Fivoriana (1)
RAKOTOBE Haingonirina
Mpitantsoratra Fivoriana (2)
RAZAFIMBOLA Joëlle
Mpitantsoratry ny Vola
RAZAFIMAMONJY Ariela Fanirisoa
Mpitahiry Vola
RAHARINIRINANTSOA Andry Tiana
Mpandini - bola (1)
RAZAFINANDRIANILANA Tojo Tsiory
Mpandini - bola (2)
RAJAONARIVO Vololoniaina
Mpandini - bola (3)
RAMAMONJISOA Herbert